plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/30.txt

1 line
442 B
Plaintext

\v 30 Avy akeo de hibôgna eigny amin'ny lagnitra ny famantarana ny Zanak'Ôla, ary ny foko daôly ambonin'ny tany hisaona. Hahatazagna ny Zanak'Ôla tonga amin'ny rondron'ny lagnitra miaraka amin'ny hery sy voninahitra gedabe zareo. \v 31 Handefa reo anjeliny Izy miaraka amin'ny feon'ny trompetra mafy, ary hanangona ny olom-bôfidiny avy aigny amin'ny vazan-tany efatra zareo, manomboka amin'ny fara-vodilagnitra ka hatraigny amin'ny hafa.