plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/23.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 23 Fa ra misy ôla mitaré aminareo hoe: "Indro! 'Ty le Kristy na iry le kristy de aza mino an-zany. \v 24 Fa ny Kristy sandoka sy ny mpaminagny sandoka de ho avy ary ampibôgna famantarana gedabe sy ra mahagaga, mba hamitaka raha azo atao, iôny fa na ny olom-bôfidy aza. \v 25 Indro! Efa nolazaiko taminareo melôn'ny fotôgna.