plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/19.txt

1 line
408 B
Plaintext

\v 19 Fa loza ho an-reo bevoka sy mampinono am-zany andro zany. \v 20 Mivavaha mba tsy ho amin'ny rirignina na amin'ny sabata no hitranga ny filefasanareo. \v 21 Fa hisy fahoriana gedabe, ze tsy mbola nisy salan-zany hatraigny am-pendohan-zao tontolo zao mandraky gniany, tsia, ary tsisy tsony. \v 22 Ra tsy afoizina reo andro reo, de tsisy nofo novonjena. Fa noon'ny olom-bôfidy de nafoizina reo andro reo.