plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/15.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 15 No zany, ra matazagna ny fahavetavetan'ny fandravana nareo ze nolazain'i Daniela mpaminagny de hitsangana akeo amin'ny tôrana masina nareo (ôka ny mpamaky hatakatra). \v 16 Ôka reo ze aigny Jodia hilefa ho aigny an-tanety. \v 17 Ôka ze akao an-tampon'ny trano tsy hidigna haka ra avy akao an-dragnony, \v 18 Ary ôka ze aigny an-tsaha tsy hiverina haka ny lambany.