plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/12.txt

1 line
302 B
Plaintext

\v 12 Satria ny faharatsena de hitombo, ary hia-mangatseka ny fitiavan'ny ôla daôly. \v 13 Fa le raika ze miaritra hatramin'ny farany de ho vôvonjy. \v 14 'Ty filazantsaran'ny fanjakana 'ty de ho toriana erak-zao tontolo zao ho vavolombelona amin'ny firenena daôly. Avy akeo de ho tonga ny farany.