plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/09.txt

1 line
278 B
Plaintext

\v 9 Ka ho atolotr'izy reo ho amin'ny fahoriana nareo ary ho vonoiny, ho halan'ny firenena daôly nareo non'ny Agnarako. \v 10 Ary betsaka no ho tafitoina, ary hifamadika sy hifankahala ny tsiraikaraika. \v 11 Mpaminagny sandoka betsaka no hitsangana mba hamitaka ny ola daôly.