plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/06.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 6 Hareigny ady sy tatitr'ady nareo. Mitandrema mba tsy hitebiteby anareo, fa tsy maintsy hitranga zany ra daôly zany; nefa tsy mbola tonga ny farany. \v 7 Fa hisy firenena hitsangana hanohitra firenena, ary fanjakana hanohitra fanjakana. Hisy silaona sy horohoron-tany amin'ny tôrana samihafa. \v 8 Nefa zany ra daôly zany de fendohan'ny fanaintainan'ny fiterana fôgna.