plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/01.txt

1 line
290 B
Plaintext

\v 1 Nivôka ny tempoly Jesosy ary lasana nandeha. Nagnantona an'Azy reo mpianagny mba hagnatorona an'Azy ny rafitry ny tempoly. \v 2 Nefa namaly Izy ary nitaré tamin-jareo hoe: "Tazagnareo ma reo ra daôly reo? Lazaiko aminareo, tsisy vato ho tavela amin'ny raika hafa ze tsy ho ravàna."