plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/31.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 31 Avy hatrany Jesosy nagninjitra ny tagnany, nitana an'i Petera ary nitaré tamin'azy hoe: "Enao ry kely finona, fa magnino enao no miahiahy?" \v 32 Avy akeo Jesosy sy Petera nande namonjy ny sambokely, nijanona nitsoka ny rivotra. \v 33 Avy akeo reo mpianatra takao agnaty sambokely nidera an'i Jesosy ary nikoragna hoe: "Enao marina no Zanak'Andriamanitra."