plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/15.txt

1 line
229 B
Plaintext

\v 15 Rafa tonga ny hariva, de nankeo amin'Azy reo mpianatra ary nitaré hoe: "Ty de tany fôgna, ary efa tapitra sady ny andro. Alefaso reo vahôka mba afan-jareo mande aigny amin'ireo tagnàna, ary hividy hanina ho hanin-jareo.