plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/01.txt

1 line
225 B
Plaintext

\v 1 Tamin-zany fotôna zany, Heroda mpanapaka nareigny ny laza momba an'i Jesosy. \v 2 Ozy izy tamin-jareo mpanompony hoe: "Jaona mpagnano batisa zany: nitsangana tamin'ny maty izy. No zany de miasa akao aminy reo hery reo."