plt-x-sihanaka_mat_text_reg/11/07.txt

1 line
349 B
Plaintext

\v 7 Ra nande taigny amin'ny lalana reo leilà reo, de nanomboka nilaza ny momba an'i Jaona tam'reo vahôka Jesosy hoe: "Hizaha ino no nivoahanareo taigny agn'efitra - volotara tsofin'ny rivotra? \v 8 Nefa hizaha ino no nivoanareo - leilà magnano fitafina lafo vidy? Indro, reo ze magnano fitafy lafo vidy de mipetraka akao an-dragnon'reo mpanjaka.