plt-x-sihanaka_mat_text_reg/06/22.txt

1 line
495 B
Plaintext

\v 22 Ny maso no jiron'ny vatana. No zany, raha tsara ny masonao, de ho feno fazavana ny vatagna daôly. \v 23 Fa raha ratsy ny masonao, de ho feno haizina ny vatagnao daôly. No zany raha maizina ny fazavanan'ze akao agnatiano amin'zao, magnano akôry ny haleben'zany haizigna zany! \v 24 Tsisy afaka hanompo tompo roey, fa hankahala ny raika izy ary hitia ny raika, raha tsy zany hagnolo-tegna ho an'ny raika ka hankahala ny raika hafa. Enao de tsy afaka hanompo an'Andriamanitra sy ny harena.