|
\v 10 Avy akeo Jesosy nitaré tam'azy hoe: "Miala anketo enao, ry satana! fa efa vôsoratra hoe: "Enao de hidera ny Tompo Andriamanitrao, ary Izy irerika no tompoinao." \v 11 Avy akeo nandaosa an'azy ny devoly, ary indreo nisy anjely tonga ka nanompo an'Azy. |