plt-x-sihanaka_mat_text_reg/04/07.txt

1 line
379 B
Plaintext

\v 7 Jesosy nitaré tam'azy hoe: "De mbola vôsoratra ndre hoe: "Tsy tokony hitsapa ny Tompo Andriamanitra Enao." \v 8 Ndesin'ny devoly takeigny amin'ny tôrana agnambo ndre Izy ary nampibôgna an'Azy ny fanjakana daôly am-zao tontolo 'zao sy ny hatsaran-reo. \v 9 Ozy izy tam'Azy hoe: "Reo daôly reo de ameko an'nao, ra ôtra ka menkoka anketo agnatrehako sy midera anà Enao.