1 line
465 B
Plaintext
1 line
465 B
Plaintext
\v 73 Nony afaka kelikely de nagnatogna reo ze nitsangana takeo ary nitare tamin'i Petera hoe: Enao iany kô de tegna raika amin'izy iregny, fa ny fomba firesakao de mempanga anao." \v 74 Avy akeo izy nanomboka nanozogna sy niniana ka nagnano hoe: "Tsy fantatro zany leila zany." Ary takeo de nagneno ny akoho. \v 75 Tadidin'i Petera ny teny nambaran'i Jesosy hoe: "Mbola tsy magneno ny akoho de handà an'Anà intelo enao." Avy akeo izy nivôka ary nitomagny mafy. |