\v 22 Avy akeo nisy ôla jamba sy môgna, nipetran'ny demonia, nindesina takeo amin'ny Jesosy. Nositragniny izy, vokatr'zany de nitare sy nahita le môgna. \v 23 Gaga reo vahôka daôly ka nitare hoe: "Ngamba io leila io ma no Zanak'i Davida?"