plt-x-sihanaka_mat_text_reg/11/23.txt

1 line
365 B
Plaintext

\v 23 Anareo, ry Kapernaomy, mievitra ma nareo fa hasandratra aigny an-dagnitra? Sagnatre, ho ndesina hidigna aigny amin'ny helo anareo. Satria raha taigny Sodoma no natao ireo asa magaga ze natao teto aminareo, de mbola tavela zany mandraky ty gniany. \v 24 Nefa milaza aminareo Za fa ho mora koko ho an'ny tanin'ny Sodoma ny andron'ny fitsarana noho ny aminareo."