plt-x-sihanaka_mat_text_reg/04/05.txt

1 line
358 B
Plaintext

\v 5 Avy akeo ny devoly nitondra an'Azy taigny an-tanàna masina ka nametraka an'Azy teo amin'ny faratampon'ny tempoly. \v 6 Ary nitaré tamin'Azy hoe: "Ra zanak'Andriamanitra Enao de milavô aigny ambany aigny fa vôsoratra hoe: "Izy handidy 'reo anjeliny hiaro anao sy hanandratra Anao akeo amin'ny tagnan-jareo ka tsy ho tofoka amin'ny vato ny tongotrao."