plt-x-sihanaka_mat_text_reg/02/04.txt

1 line
429 B
Plaintext

\v 4 Nindesin'i Heroda niaraka ny lohan'ny mpisorogna daôly sy ny mpanora-dalànan'ny ôla, ary nagnotany an'azy reo izy hoe: "Aiza no hateran'i Kristy?" \v 5 Nitare taminy izy reo hoe: "Akao Betleheman'i Jodia, fa zao no vôsoratry ny mpaminagny hoe: \v 6 Fa enao, Betlehema, aigny amin'ny tanin'ny Joda, de tsy kely indrindra amin'reo mpitondran'i Joda, fa avy aminao no hatongavan'ny mpananpaka ze hiandry ny ôloko Israely."