1 line
403 B
Plaintext
1 line
403 B
Plaintext
\v 22 Fa rafa reigny fa i Arkelaosy no nanjaka taigny Jodia namdimby an'i Heroda rainy, de nataotra ny ho aigny izy. Tafaran'ny nampitandreman'Andriamanitra an'azy tamin'ny nofy, de nifindra nankeigny amin'ny faritr'i Galilia izy \v 23 ka nande ary nipetraka takao amin'ny tanàna antsoina hoe Nazareta. Zany de natanteraka ze vôlaza tamin'ny alalan'reo mpaminagny hoe: "Nazarena no agnantsona an'azy." |