plt-x-sihanaka_mat_text_reg/09/20.txt

1 line
386 B
Plaintext

\v 20 Tamy, nisy vevavy ze efa nande rà nandritra ny roa ambefolo tôgna, nakao arignan'i Jesosy ary nikasika ny moron'akanjony. \v 21 Fa ozy izy tamin'ny tegnany hoe: "Raha mavôkasika ny lambany eo za, de ho sitragna." \v 22 Fa nierika Jesosy ka naita an'azy, de niteny hoe: "Ry zanako vavy, maereza; ny fignonao no nasitragna anao." Ary sitragna le vevavy nanombola tamin'io ora io.