|
\v 12 Rafa naegno zany Jesosy, de ozy hoe: "Ny ôla matanjaka ara-batagna de tsy mila mpitsabo, fa reo ze marary iany. \v 13 Tôkony mande mianatra ny dikan'ny hoe: "Famindram-pô no iriko fa tsy sorogna." Fa tonga Za, tsy hiatso reo marigna hibebaka, fa reo mpanota." |