plt-x-sihanaka_mat_text_reg/11/25.txt

1 line
454 B
Plaintext

\v 25 \v 26 \v 27 Tam'zany fotôna zany Jesôsy nitare hoe: "Midera Anao Za, ry Ray, Tompon'ny lagnitra sy ny tany, satria Enao no nanafina reo zavatra reotamin'ny hendry sy ny mahalala, ary nilaza reo tam'reo zaza kely. Eny, ry Ray, satria zany de nafinaritra takeo imasonao. Ny ra daôly nankinina taminA de avy amin'ny Raiko; ary tsy misy mahay ny Zanaka afa-tsy Ray ary tsy misy mahay ny Ray afa-tsy ny Zanaka, sy ze fidin'ny Zanaka hanambara Anazy.