plt-x-sihanaka_mat_text_reg/11/07.txt

1 line
347 B
Plaintext

\v 7 \v 8 Ra nande taigny amin'ny làlana reo leila reo, de nanômboka nikoragna ny momba an'i Jaona tam'reo vaôka Jesôsy hoe: "Hijery ino no nivoahanareo aigny an'efitra - volotara tsofin'ny rivotra? Nefa hijery ino no nivoanareo - leila magnano fitafy lafo vidy? Indro, reo ze magnano fitafy lafo vidy de mipetraka akao an-tranon'reo mpanjaka.