plt-x-sihanaka_mat_text_reg/11/01.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 1 \v 2 \v 3 Ary rafa avy nampiagnatra rero ùpianany rombefolo Jesôsy, de niainga avy takeo Izy hampiagnatra sy hitory akaigny amin'ny tanànan-jareo. Ary rafa regnin'i Jaona takao am-ponja ny momba reo asan'i Kristy, de nandefa hafatra tamin'ny alalan'reo mpianany izy ka niatre Azy hoe: "Enao va le raika ze ho avy, sa tokony hikaraka hafa zahay?"