plt-x-sihanaka_mat_text_reg/07/03.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 3 \v 4 \v 5 Naona enao no mijery ny singa-mololo kely ze akao agnatin'ny mason'ny ralanao, nefa tsy tsikaritrao ny andry akao agnaty masonao Aona no hitenenanao ny ralanao hoe: 'Avelao za hanala ny singa-mololo ze akao agnaty masonao,' raha mbola akao agnatin'ny masonao le andry Ry mpihatsaravelatsy! Alao aloa ny andry ze akao agnaty masonao, ary avy ekeo enao hahita tsara rafa manala ny singa-mololo ze akeo amin'ny mason'ny ralanao