plt-x-sihanaka_mat_text_reg/04/05.txt

1 line
369 B
Plaintext

\v 5 \v 6 Avy akeo ny devoly nitondra an'Azy taigny an-tanàna masina ka nametraka an'Azy teo amin'ny faratampon'ny tempoly. Ary nitaré tamin'Azy hoe: "Ra zanak'Andriamanitra Anao de milavô aigny ampidina ankeigny fa vôsoratra hoe: "Izy handidy 'reo anjeliny hiaro an'nao sy hanandratra Anao akeo amin'ny tagnan-jareo ka tsy ho tafintohina amin'ny vato ny tongotrao.