plt-x-sihanaka_mat_text_reg/28/08.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 8 Nandao haingana ny fasana tamin-tatra sy tamin'ny hafalena leibe reo veivavy, ary nihazakazaka mba hitare reo mpianany.\v 9 Indro,nihaona tamin-jareo Jesôsy ary nitare hoe: "Arahaba!" Nagnatona reo veivavy, nitazona ny tongony ary nidera Anazy. \v 10 Avekeo Jesôsy nitare tamin-jareo hoe: "Aza matatra. Mandeana mitare am'reo ralaiko mba hiala ka hihazo an'i Galilea. Aigny no hahitan-jareo Ana."