plt-x-sihanaka_mat_text_reg/25/22.txt

1 line
340 B
Plaintext

\v 22 Le mpanompo ze naray talenta rôy de nagnatona sy nitare hoe: "Tompoko, namenao talenta rôy za, indro, nanatombo talenta rôy hafa za." \v 23 Nitare an'azy ny tompony hoe: "Tsara zany, mpanompo tsara sady matoky! Natoky tamin'ny ra vitsivitsy enao. Za hampendraikitra an'anao amin'ny ra betsaka. Midira amin'ny fifalian'ny tomponao."