plt-x-sihanaka_mat_text_reg/15/27.txt

1 line
302 B
Plaintext

\v 27 Fa ozy izy hoe: "Eny, Tompo, fa na de ny ambô aza mba mihinana ze sombintsombiny latsaka avy amin'ny latabatry ny tompony."\v 28 De namaly Jesosy ary nitare taminy hoe: "Ravevavy, gedabe ny finônaao, ho tanteraka aminao ane zany araka ze irinao." De sitrana ny zanagny vavy tam'zany ora zany.