plt-x-sihanaka_mat_text_reg/04/14.txt

1 line
382 B
Plaintext

\v 14 Zany no nitranga mbô ahatanteraka ze nambaran'i Isaia mpamignany hoe: \v 15 "Ny tanin'i Zeboloina sy Naftaly, mankeigny amin'ny ranomasina aigny andafin'i Jordana, Galilia an'ireo Jentilisa! \v 16 'Reo ôla nipetraka tamin'ny maizigna de natazagna fazavàna gedabe ary 'reo ze mipetraka tamin'ny faritra sy ny aloky ny fahafatesana de takeo amin-jareo no niposahan'ny mazava.