plt-x-sihanaka_mat_text_reg/02/19.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 19 Rafa maty i Heroda, indro, nisy anjelin'ny Tompo nibôgna tamin'ny Josefa taigny Egypta tamin'ny nofy ary nitare hoe: \v 20 "Mifoaza ary ndeso ny zaza sy ny reniny ka mandana aigny amin'ny tanin'Israely, fa efa maty reo ze nifofo ny aign'ny zaza." \v 21 Nifô Josefa, ndesiny ny zaza sy ny reniny, ary nande taigny amin'ny tanin'Israely.