plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/30.txt

1 line
272 B
Plaintext

\v 30 Nororan-jareo Izy, ary nalain-jareo ny tehina de nikapoka an'Azy im-betsaka takeo amin'ny lôny. \v 31Rafa avy nagneso an'Azy zareo, de nagnala ny akanjo lavany ary nampitafy an'Azy ny fitafeigny, ary nitondra Azy nivôka mba hamantsika an'Azy amin'ny hazofijaligna.