1 line
443 B
Plaintext
1 line
443 B
Plaintext
\v 12 \v 13 \v 14 Avekeo nitsôfika takao an-tempoly Jesôsy. Noroasiny daôly reo mpividy sy mpivarotra tgakao an-tempoly, ary naokany ny latabatr'reo mpanakalo vola sy ny fitôran'reo mpivarotra voromelala. Ozy Izy tamin-jareo hoe: "Efa vôsoratra hoe: 'Ny tranoko de ho kaina hoe trano fivavahana, kanefa ataonareo efitra fieren'ny jiolahy." Nony avy takeo de nisy jamba sy mandringa nagnatona Anazy takao an-tempoly, ka nositraniny zareo. |