plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/01.txt

1 line
513 B
Plaintext

\v 1 \v 2 \v 3 Ra tonga nagnatona an'i Jerosalema Jesôsy sy ny mpianany ka nakao Betifaga, aigny an-tendromboitra Oliva, de nandefa mpianatra anankiroa Jesôsy, nilaza tamin-jareo hoe: "Mandeana akao am'ze voitra manaraka akao, fa eo no eo nareo de haita boriky mifatotra ary ny zana-boriky raika miaraka aminazy. Vahao izy reo ary ho ento aty miaraka Amina. Ra misy mitare an'nareo momba an'zany, de lazao hoe: 'Misy ilain'ny Tompo anazy reo, ary eo no eo zany ôla zany de handefa anazy reo miaraka aminareo."