plt-x-sihanaka_mat_text_reg/22/04.txt

1 line
258 B
Plaintext

\v 4 Nandefa reo mpanompony hafa ndray ny mpanjaka, magnano hoe: Ilazao reo ze nasaina hoe: "Tazagno, efa nokarakaraiko ny sakafoko. Efa novonoko ny aomby sy ny zanak'omby nafako, ary efa vonona ny ra-daôly. Tongava akao amin'ny lanonam-pampakaram-bady."