plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/22.txt

1 line
414 B
Plaintext

\v 22 Avy hatraigny de nasainy nankao amin'ny sambokely ary nandeha hialô an'Azy ho aigny am-pita reo mpiagnany, ra mbôla nandefa reo vahôka Izy. Tafaran'ny nandefasany reo vahôka,\v 23 de nande niakatra taigny an-tanety rerika Izy hande hivavaka. Rafa tonga ny hariva de Izy rerika no takeo.\v 24 Ary ny sambo de efa lasana lavitra ny tanety, natopatopan'ny onja satria nitsoka nanohitra an'azy ny rivotra.!