plt-x-sihanaka_mat_text_reg/04/21.txt

1 line
308 B
Plaintext

\v 21 Ary ra mbôla niroso Jesosy de natazagna mpirahala rôy hafa, Jakoba zanak'i Zebedio sy Jaona rahalany nagnambôtra ny aratony takao an-tsambo ry zareo niaraka tamin'i Zebedio rain-jareo. Nagnantso an-jareo Izy.\v 22 Ka teo no eo iany de nandaosa ny sambokeliny sy ny dadany zareo ka nagnaraka an'Azy.