plt-x-sihanaka_mat_text_reg/04/18.txt

1 line
364 B
Plaintext

\v 18 Ra nande nankeigny amoron'ny ranomasin'i Galilia, de natazagna mpirahala rôy, Simona ze antsovina hoe Petera ary Andrea rahalany nanipy ny aratony taigny amin'ny ranomasina mpagnararo ry zareo. \v 19 Ozy Jesosy tamin-jareo hoe: "Andao, hagnaraka anà, fa ataoko mpagnarato ôla anareo." \v 20 Teo no eo iany de nandaosa ny aratony zareo ka nagnaraka an'Azy.