plt-x-sihanaka_mat_text_reg/25/07.txt

1 line
320 B
Plaintext

\v 7 Avy akeo niarina reo virijiny daôly ka nikarakara ny jirony. \v 8 Ozy reo adala tam'reo hendry hoe: "Mba omeo ampany am'solikareo zahay fa efa ho foaty ny jironay. \v 9 Fa namaly reo hendry ka niteny hoe: "Sao de tsy ho ampy ho anay sy ho an'nareo, fa madana kosa aigny am'pivarotra ka mividiana ho an'tegnanareo."