plt-x-sihanaka_mat_text_reg/06/30.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 30 Raha ampitafen'Andriamanitra ôtran'zany ny ahitra aigny an-tsaha, ze daôly misy androany sy rampitso de hatsipy akao am-patagna, salan'ny akôry no ampitafeny anareo mandombolombo anareo ry kely finona? \v 31 No zany aza magnahy ka milaza hoe: "Ino no hohaninay? na hoe: Ino no hosotroinay na hoe: Ino ny fitafenay ho anaovanay."