plt-x-sihanaka_mat_text_reg/23/34.txt

1 line
573 B
Plaintext

\v 34 Noho zany, indro, maniraka mpaminagny sy ôlo-kendry ary mpanora-dalàna ho an'nareo Za. Ny sasagny amin-jareo de ho vononareo, sy hombonareo; ary ny sasagny ho tarônareo akao amin'ny synagoganareo ary handrôka an'azy hiala akao an-tanàna.\v 35 Ny vokatr'zany de hanody an'nareo ny rà marina daôly ze nalatsaka taketo an-tany, nanomboka tamin'ny ràn'i Abela marina, ka hatramin'ny ràn'i Zakaria zanak'i Barakia, ze novononareo takeo agnelagnelan'ny fitôrana masina sy ny Alitara.\v 36 Lazaiko marina aminareo, fa ny ra daôly de ho tonga am'ty taranaka ty.