plt-x-sihanaka_mat_text_reg/23/23.txt

1 line
425 B
Plaintext

\v 23 Lozanareo, ry mpanora-dàlana sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa mandoa ny fahafolon'ny solila sy ny aneta ary ny komima anareo, fa anareo de tsy nankatoa ny ra tegna mavesa-danja ndrindra amin'ny lalàna - de ny rariny sy ny famindram-po ary finoana. Fa reo no tokony nataonareo ary tsy tokony navelanareo ho tsy vita ny raika hafa. \v 24 Anareo ry mpitarika jamba, anareo ze manivana ny lalitra nefa miteligna rameva!