plt-x-sihanaka_mat_text_reg/13/22.txt

1 line
417 B
Plaintext

\v 22 Le nafafy taigny amin'ny tsilo, io de ny ôla ze maregny ny teny, saingy ny fiahiahian'zao tontolo zao sy ny fitaky ny harena no mangeja ny teny, ary de lasa tsy mamoa izy. \v 23 Le nafafy takeo amin'ny tany tsara, io no ôla ze mandregny ny teny ary mahazo an'zany. Mamoa voankazo izy ary matonga ny voany raika, hagnome avo zato heny mihôtra ze nambolena, ny sasagny enim-polo, ny sasagny avo telopolo heny."