plt-x-sihanaka_mat_text_reg/13/20.txt

1 line
297 B
Plaintext

\v 20 Le nafafy taigny amin'ny tany be vato de ny ôla ze maregny ny teny ary avy hatraigny de mandray an'zany am-pifalena, \v 21 saingy tsy mbola latsa-paka akao agnatiny izy ary de maharitra veiketika fôgna. Rafa tonga ny fahorena na ny fagnenjena nohon'ny amin'ny teny, de malady tafitona izy.