plt-x-sihanaka_mat_text_reg/13/16.txt

1 line
295 B
Plaintext

\v 16 Fa sambatra ny masonareo, satria mahita; ary ny sofignareo, satria maregny. \v 17 Lazaiko marina aminareo fa mpaminagny sy ôlo-marina betsaka no nagniry hatazagna reo ra ze hitanareo, kanefa tsy natazagna an'reo. Nagniry ny handregny reo ra ze regninareo zareo, kanefa tsy naregny an'reo.