plt-x-sihanaka_mat_text_reg/13/10.txt

1 line
433 B
Plaintext

\v 10 De avy reo mpianatra ary niteny an'i Jesosy hoe: "Nagnino Anao no mikoragna am'reo vahôka amin'ny alalan'ny fagnoharana?" \v 11 Namaly Jesosy ary niteny an-jareo hoe: "Anareo no namena tombony hafantatra reo zava-miafin'ny fanjakan'ny lagnitra, fa ho an-jareo de tsy namena an'zany.\v 12 Satria n'iza n'iza managna, de ho betsaka kokoa aza no amena an'azy. Fa n'iza n'iza kosa tsy managna, na ze anagnany aza alàna amin'azy.