plt-x-sihanaka_mat_text_reg/10/40.txt

1 line
282 B
Plaintext

\v 40 Ze mandray an'nareo de mandray Anà, ary ze mandray Anà de mandray le naniraka Anà fôna kô. \v 41 Ze mandray ny mpamignany satria mpaminagny izy de hahazo ny valisôn'ny mpaminagny, ary ze mandray ny ôlo-marina satria ôlo-marina izy de hahazo ny valisôn'ny ôlo-marina.