plt-x-sihanaka_mat_text_reg/10/28.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 28 Aza matatra an'reo ze mamony ny vatana kanefa tsy afaka mamono ny fagnahy. Fa kosa, matahôra an'ze afaka mamôtika ny fagnahy sy ny vatana aigny amin'ny helo.\v 29 Tsy vola madinika kely ma no hamarotana fody roa? Fa tsy mbôla misy na raika amin'jareo aza potraka amin'ny tany rafa tsisy ny fahalalan'ny Rainareo.\v 30 Fa na ny vôlon-dônareo aza voaisa daôly. \v 31 Aza matatra. Manan-danja bebe kokoa noho ny fody maro anareo.